plt_tn/neh/07/64.md

20 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo dia nitady
Ny "ireo" eto dia manondro ireo taranak'i Hobaia, Hakoza sy Barilay. ( Jereo: 7:61)
# saingy tsy hita ireo
DH: "saingy tsy hita izy ireo ny firaketana an-tsoratr'izy ireo"
# voahilika tamin'ny fisoronana ho maloto izy ireo
DH: "nentin'ireo governora toy maloto izy ireo ary tsy navelan'izy ireo hanao ny asa amin'ny maha mpisorona izy ireo"
# mandra-pitsanganan'ny mpisorona iray miaraka amin'ny Orima sy Tomima
DH: "mandra-pankatoavan'ilay mpisorona niaraka tamin'i Orima sy Tomima"
# Orima sy Tomima
Ireo dia vato masina izay lanjain'ny mpisoronabe teo amin'ny fiarovan-tratrany ary nampiasaina mba hafantarana ny sitrapon'Andriamanitra.