plt_tn/neh/07/01.md

32 lines
1004 B
Markdown

# Rehefa vita ny manda
DH: "rehefa vitanay ilay manda"
# voapetrako tamin'ny toerany ireo varavarana,
Nisy nanampy izany voa vita. DH: "izaho sy ireo hafa no nametaka ireo varavarana"
# efa voatondro ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita
Ireto avy no mety ho dikany: 1) Notendren'i Nehemia izy ireo. DH: "notendreko amin'ny asan'ireo mpiandry vavahady sy ireo mpihira" na 2) Nisy olon-kafa nanendry azy ireo. DH: "notendren'izy ireo amin'ny asany ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita"
# ireo mpiandry vavahady
Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra
# ireo mpihira
mpiventy hira izay mitarika ny fiderana amin'ny lanonana
# Hanany ... Hanania
Ireo dia anaran-dehilahy.
# izay nanara-maso ny fiarovana mafy
"izay misahana ny fiarovana mafy"
# matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro
"natahotra an'Andriamanitra noho ireo olona maro hafa"