# Rehefa vita ny manda DH: "rehefa vitanay ilay manda" # voapetrako tamin'ny toerany ireo varavarana, Nisy nanampy izany voa vita. DH: "izaho sy ireo hafa no nametaka ireo varavarana" # efa voatondro ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita Ireto avy no mety ho dikany: 1) Notendren'i Nehemia izy ireo. DH: "notendreko amin'ny asan'ireo mpiandry vavahady sy ireo mpihira" na 2) Nisy olon-kafa nanendry azy ireo. DH: "notendren'izy ireo amin'ny asany ireo mpiandry vavahady sy mpihira ary ireo Levita" # ireo mpiandry vavahady Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanĂ na na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra # ireo mpihira mpiventy hira izay mitarika ny fiderana amin'ny lanonana # Hanany ... Hanania Ireo dia anaran-dehilahy. # izay nanara-maso ny fiarovana mafy "izay misahana ny fiarovana mafy" # matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro "natahotra an'Andriamanitra noho ireo olona maro hafa"