forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.4 KiB
Markdown
32 lines
1.4 KiB
Markdown
# nandefa taratasy maro
|
|
|
|
Nandefa mpitondra hafatra Ireo manan-kaja mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Tobia. DH: "nandefa mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy"
|
|
|
|
# ny taratasin'i Tobia
|
|
|
|
Eto ny taratasain'i Tobia dia noraisina toy ny hoe zavatra mandeha irery na dia nentin'ireo mpitondra hafatra aza ireo. DH: "nandefa taratasy i Tobia" na "naniraka mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy i Tobia"
|
|
|
|
# voafatotry ny fianianana taminy
|
|
|
|
Io dia miresaka ireo olona tsy nivadi-pitokisana tamin'i Tobia satria izy ireo dia efa nanao fianianana toy ny hoe tady mifatotra amin'ny vatan'izy ireo ilay fianianana. DH: "izay nanao fianianana taminy" na "izay nanao fianianana ary tsy nivadi-pitokisana taminy"
|
|
|
|
# vinanto lahin'i Sekania zanaka lahin'i Ara izy
|
|
|
|
Midika izany fa nanambady ny zanaka vavin'i Sekania i Tobia. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ny anarana "Sekania".
|
|
|
|
# Ara ... Johanana
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# Mesolama ... Berekia
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny nataonao tao amin'n
|
|
|
|
# Niteny tamiko momba ireo asa soany ary nitatitra ireo teniko tany aminy ihany koa izy ireo
|
|
|
|
"Niteny tamiko momba ireo asa tsaran'i Tobia ireo Jiosy manan-kaja ary avy eo niteny taminy momban'ny valinteniko"
|
|
|
|
# Nandefasana taratasy avy tamin'i Tobia
|
|
|
|
Nandefa ireo mitondra hafatra i Tobia mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Nehemia. DH: "nandefa taratasy ahy i Tobia " na "nandefa mpitondra hafatra hitondra taratasy ho ahy i Tobia"
|