# nandefa taratasy maro Nandefa mpitondra hafatra Ireo manan-kaja mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Tobia. DH: "nandefa mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy" # ny taratasin'i Tobia Eto ny taratasain'i Tobia dia noraisina toy ny hoe zavatra mandeha irery na dia nentin'ireo mpitondra hafatra aza ireo. DH: "nandefa taratasy i Tobia" na "naniraka mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy i Tobia" # voafatotry ny fianianana taminy Io dia miresaka ireo olona tsy nivadi-pitokisana tamin'i Tobia satria izy ireo dia efa nanao fianianana toy ny hoe tady mifatotra amin'ny vatan'izy ireo ilay fianianana. DH: "izay nanao fianianana taminy" na "izay nanao fianianana ary tsy nivadi-pitokisana taminy" # vinanto lahin'i Sekania zanaka lahin'i Ara izy Midika izany fa nanambady ny zanaka vavin'i Sekania i Tobia. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ny anarana "Sekania". # Ara ... Johanana Ireo dia anaran-dehilahy. # Mesolama ... Berekia Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny nataonao tao amin'n # Niteny tamiko momba ireo asa soany ary nitatitra ireo teniko tany aminy ihany koa izy ireo "Niteny tamiko momba ireo asa tsaran'i Tobia ireo Jiosy manan-kaja ary avy eo niteny taminy momban'ny valinteniko" # Nandefasana taratasy avy tamin'i Tobia Nandefa ireo mitondra hafatra i Tobia mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Nehemia. DH: "nandefa taratasy ahy i Tobia " na "nandefa mpitondra hafatra hitondra taratasy ho ahy i Tobia"