plt_tn/neh/06/17.md

1.4 KiB

nandefa taratasy maro

Nandefa mpitondra hafatra Ireo manan-kaja mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Tobia. DH: "nandefa mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy"

ny taratasin'i Tobia

Eto ny taratasain'i Tobia dia noraisina toy ny hoe zavatra mandeha irery na dia nentin'ireo mpitondra hafatra aza ireo. DH: "nandefa taratasy i Tobia" na "naniraka mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy i Tobia"

voafatotry ny fianianana taminy

Io dia miresaka ireo olona tsy nivadi-pitokisana tamin'i Tobia satria izy ireo dia efa nanao fianianana toy ny hoe tady mifatotra amin'ny vatan'izy ireo ilay fianianana. DH: "izay nanao fianianana taminy" na "izay nanao fianianana ary tsy nivadi-pitokisana taminy"

vinanto lahin'i Sekania zanaka lahin'i Ara izy

Midika izany fa nanambady ny zanaka vavin'i Sekania i Tobia. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ny anarana "Sekania".

Ara ... Johanana

Ireo dia anaran-dehilahy.

Mesolama ... Berekia

Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny nataonao tao amin'n

Niteny tamiko momba ireo asa soany ary nitatitra ireo teniko tany aminy ihany koa izy ireo

"Niteny tamiko momba ireo asa tsaran'i Tobia ireo Jiosy manan-kaja ary avy eo niteny taminy momban'ny valinteniko"

Nandefasana taratasy avy tamin'i Tobia

Nandefa ireo mitondra hafatra i Tobia mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Nehemia. DH: "nandefa taratasy ahy i Tobia " na "nandefa mpitondra hafatra hitondra taratasy ho ahy i Tobia"