plt_tn/neh/06/15.md

457 B

Koa vita ... ny manda

DH: "Vitanay ny manda"

ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana Elola

andro fahadimy ny volan'i Elola - "ny andro faha-25 ny volan'i Elola." "Elola" dia ny volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo.

roa amby dimapolo andro

roa andro - "52 andro"

lavo mafy teo imason'izy ireo ihany

"lasa tsy nahatoky tena izy ireo"

vita tamin'ny fanampian'ny Andriamanitray ny asa

DH: "Andriamanitray no nanampy anay hamita ny asa"