# Koa vita ... ny manda DH: "Vitanay ny manda" # ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana Elola andro fahadimy ny volan'i Elola - "ny andro faha-25 ny volan'i Elola." "Elola" dia ny volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo. # roa amby dimapolo andro roa andro - "52 andro" # lavo mafy teo imason'izy ireo ihany "lasa tsy nahatoky tena izy ireo" # vita tamin'ny fanampian'ny Andriamanitray ny asa DH: "Andriamanitray no nanampy anay hamita ny asa"