plt_tn/neh/06/15.md

20 lines
457 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Koa vita ... ny manda
DH: "Vitanay ny manda"
# ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana Elola
andro fahadimy ny volan'i Elola - "ny andro faha-25 ny volan'i Elola." "Elola" dia ny volana fahenina amin'ny tetiandro Hebreo.
# roa amby dimapolo andro
roa andro - "52 andro"
# lavo mafy teo imason'izy ireo ihany
"lasa tsy nahatoky tena izy ireo"
# vita tamin'ny fanampian'ny Andriamanitray ny asa
DH: "Andriamanitray no nanampy anay hamita ny asa"