plt_tn/neh/05/18.md

24 lines
753 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany
(jereo: fandikana_isa)
# Ary izay nomanina isan'andro dia
DH: "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho hanomana" na "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho ampandroso ny hena avy amin'ny"
# divay maro isan-karazany
"divay ampy ho an'ny olona rehetra"
# tsy mbola nangataka ny anjara sakafon'ny governora aho
"tsy mbola nangataka ny sakafon'ny governora mihitsy aho"
# Tsarovy
Io dia fomba fiteny. Fangatahana amin'Andriamanitra mba hisaina ny momba azy ary hatsiaro azy. DH: "tadidio aho"
# amin'ny tsara
Io dia fomba fiteny io dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hanome valisoa azy nohon'ireo soa vitany tamin'ireo vahoaka. DH: "ary omeo valisoa aho" na "ataovy izay mahasoa ahy"