plt_tn/neh/05/18.md

753 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeany

(jereo: fandikana_isa)

Ary izay nomanina isan'andro dia

DH: "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho hanomana" na "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho ampandroso ny hena avy amin'ny"

divay maro isan-karazany

"divay ampy ho an'ny olona rehetra"

tsy mbola nangataka ny anjara sakafon'ny governora aho

"tsy mbola nangataka ny sakafon'ny governora mihitsy aho"

Tsarovy

Io dia fomba fiteny. Fangatahana amin'Andriamanitra mba hisaina ny momba azy ary hatsiaro azy. DH: "tadidio aho"

amin'ny tsara

Io dia fomba fiteny io dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hanome valisoa azy nohon'ireo soa vitany tamin'ireo vahoaka. DH: "ary omeo valisoa aho" na "ataovy izay mahasoa ahy"