# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany (jereo: fandikana_isa) # Ary izay nomanina isan'andro dia DH: "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho hanomana" na "Isanan'andro dia miteny amin'ireo mpanompoko aho ampandroso ny hena avy amin'ny" # divay maro isan-karazany "divay ampy ho an'ny olona rehetra" # tsy mbola nangataka ny anjara sakafon'ny governora aho "tsy mbola nangataka ny sakafon'ny governora mihitsy aho" # Tsarovy Io dia fomba fiteny. Fangatahana amin'Andriamanitra mba hisaina ny momba azy ary hatsiaro azy. DH: "tadidio aho" # amin'ny tsara Io dia fomba fiteny io dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hanome valisoa azy nohon'ireo soa vitany tamin'ireo vahoaka. DH: "ary omeo valisoa aho" na "ataovy izay mahasoa ahy"