plt_tn/neh/05/16.md

28 lines
935 B
Markdown

# Nanohy ny asa ... koa aho
Ny teny "aho" eto dia manondro an'i Nehemia.
# tsy nividy ... izahay
Ny teny "izahay" eto dia manondro an'i Nehemia sy ireo mpanompony.
# ny mpanompoko rehetra dia niangona
DH: "nanangona ny mpanompoko rehetra tany aho"
# hiasa
"hiasa eo amin'ilay manda"
# teo amin'ny latabatro no nisy ireo Jiosy ... avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay
Nehemia no tompon'andraikitra amin'ny famatsiana sakafo ny vahoaka rehetra. Izany dia azo ambara mazava. DH: "isan'andro ihany koa dia izaho no tompon'andraikitra mamahana ireo Jiosy sy manam-pahefana teo amin'ny latabatray, olona 150; ary izahay ihany koa no manome sakafo ireo vahiny izay tonga avy any amin'ireo firenena manodidina anay"
# teo amin'ny latabatro
Io dia manondro ny latabatrin'ny governora. Io dia latabatrin'ny kaominina ho an'ny vahoaka sy firesahana ireo olana.
# ireo manam-pahefana
"ireo mpitarika ao amin'ny governemanta"