# Nanohy ny asa ... koa aho Ny teny "aho" eto dia manondro an'i Nehemia. # tsy nividy ... izahay Ny teny "izahay" eto dia manondro an'i Nehemia sy ireo mpanompony. # ny mpanompoko rehetra dia niangona DH: "nanangona ny mpanompoko rehetra tany aho" # hiasa "hiasa eo amin'ilay manda" # teo amin'ny latabatro no nisy ireo Jiosy ... avy tamin'ireo firenena izay manodidina anay Nehemia no tompon'andraikitra amin'ny famatsiana sakafo ny vahoaka rehetra. Izany dia azo ambara mazava. DH: "isan'andro ihany koa dia izaho no tompon'andraikitra mamahana ireo Jiosy sy manam-pahefana teo amin'ny latabatray, olona 150; ary izahay ihany koa no manome sakafo ireo vahiny izay tonga avy any amin'ireo firenena manodidina anay" # teo amin'ny latabatro Io dia manondro ny latabatrin'ny governora. Io dia latabatrin'ny kaominina ho an'ny vahoaka sy firesahana ireo olana. # ireo manam-pahefana "ireo mpitarika ao amin'ny governemanta"