plt_tn/neh/04/21.md

477 B

Ny antsasak'izy ireo

Ny teny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.

vao mangiran-dratsy ka hatramin'ny fipoiran'ny kintana

Izany dia manondro ny tontolo andro, raha mbola mazava iny ao ivelany. DH: "manomboka amin'ny tara-pahazavana voalohany ny maraina hatramin'ny fiatombohan'ny alina"

mangiran-dratsy

Fotoana hiposahan'ny masoandro. DH: "fiposahan'ny masoandro"

eo afovoan'i Jerosalema

"tao Jerosalema"

nisolo akanjo

"nanala ny akanjoay"