plt_tn/neh/04/21.md

20 lines
477 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny antsasak'izy ireo
Ny teny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.
# vao mangiran-dratsy ka hatramin'ny fipoiran'ny kintana
Izany dia manondro ny tontolo andro, raha mbola mazava iny ao ivelany. DH: "manomboka amin'ny tara-pahazavana voalohany ny maraina hatramin'ny fiatombohan'ny alina"
# mangiran-dratsy
Fotoana hiposahan'ny masoandro. DH: "fiposahan'ny masoandro"
# eo afovoan'i Jerosalema
"tao Jerosalema"
# nisolo akanjo
"nanala ny akanjoay"