# Ny antsasak'izy ireo Ny teny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy. # vao mangiran-dratsy ka hatramin'ny fipoiran'ny kintana Izany dia manondro ny tontolo andro, raha mbola mazava iny ao ivelany. DH: "manomboka amin'ny tara-pahazavana voalohany ny maraina hatramin'ny fiatombohan'ny alina" # mangiran-dratsy Fotoana hiposahan'ny masoandro. DH: "fiposahan'ny masoandro" # eo afovoan'i Jerosalema "tao Jerosalema" # nisolo akanjo "nanala ny akanjoay"