plt_tn/neh/04/19.md

16 lines
331 B
Markdown

# hoy aho
Eto ny "aho" dia manondro an'i Nehemia.
# ireo olona ambony sy ireo manam-boninahitra
Ireo no mpitarika noresahina tao amin'ny 4:15
# Goavana sady mihitatra ny asa
Eto ny teny hoe "goavana" eto dia midika hoe "lehibe"
# ny feon-trompetra
Izany dia manambara olona mitsoaka trompetra. DH: "olona mitsoka trompetra"