# hoy aho Eto ny "aho" dia manondro an'i Nehemia. # ireo olona ambony sy ireo manam-boninahitra Ireo no mpitarika noresahina tao amin'ny 4:15 # Goavana sady mihitatra ny asa Eto ny teny hoe "goavana" eto dia midika hoe "lehibe" # ny feon-trompetra Izany dia manambara olona mitsoaka trompetra. DH: "olona mitsoka trompetra"