plt_tn/neh/04/19.md

331 B

hoy aho

Eto ny "aho" dia manondro an'i Nehemia.

ireo olona ambony sy ireo manam-boninahitra

Ireo no mpitarika noresahina tao amin'ny 4:15

Goavana sady mihitatra ny asa

Eto ny teny hoe "goavana" eto dia midika hoe "lehibe"

ny feon-trompetra

Izany dia manambara olona mitsoaka trompetra. DH: "olona mitsoka trompetra"