plt_tn/neh/04/12.md

16 lines
511 B
Markdown

# niteny impolo taminay
Eto ny isa 10 dia nampiasaina mba hanehoana hoe "imbetsaka." DH: "niteny taminay imbetsaka"
# teny amin'ny toerana miharihary
"teny amin'ny faritra marefo"
# Nametraka ny fianakaviana tsirairay
Io dia manondro ireo vahoaka maro avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy, tsy ao anatin'izany ireo zaza aman-behivavy. DH: "naperako teo amin'ny ... ireo vahoaka avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy"
# Tsarovy ny Tompo
ny teny "tsarovy" dia midika hoe tadidio. DH: "Tadidio ny Tompo"