plt_tn/neh/04/12.md

511 B

niteny impolo taminay

Eto ny isa 10 dia nampiasaina mba hanehoana hoe "imbetsaka." DH: "niteny taminay imbetsaka"

teny amin'ny toerana miharihary

"teny amin'ny faritra marefo"

Nametraka ny fianakaviana tsirairay

Io dia manondro ireo vahoaka maro avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy, tsy ao anatin'izany ireo zaza aman-behivavy. DH: "naperako teo amin'ny ... ireo vahoaka avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy"

Tsarovy ny Tompo

ny teny "tsarovy" dia midika hoe tadidio. DH: "Tadidio ny Tompo"