# niteny impolo taminay Eto ny isa 10 dia nampiasaina mba hanehoana hoe "imbetsaka." DH: "niteny taminay imbetsaka" # teny amin'ny toerana miharihary "teny amin'ny faritra marefo" # Nametraka ny fianakaviana tsirairay Io dia manondro ireo vahoaka maro avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy, tsy ao anatin'izany ireo zaza aman-behivavy. DH: "naperako teo amin'ny ... ireo vahoaka avy amin'ny fianakaviana tsirairay avy" # Tsarovy ny Tompo ny teny "tsarovy" dia midika hoe tadidio. DH: "Tadidio ny Tompo"