plt_tn/neh/04/07.md

392 B

nirehin-katezerana lehibe tao anatin'izy ireo

Eto dia resahina toy ny zavatra izay mandoro ao anatin'izy ireo ny fahatezeran'ny olona. DH : "Niha tezitra izy ireo"

tamin'i Jerosalema

Eto "Jerosalema" dia manondro ireo vahoaka izay miaina tany. DH: "tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema"

nametraka mpiambina hiaro

"nametraka ireo lehilahy manodidina ilay manda mba hiambina ny tanàna"