plt_tn/neh/04/07.md

12 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nirehin-katezerana lehibe tao anatin'izy ireo
Eto dia resahina toy ny zavatra izay mandoro ao anatin'izy ireo ny fahatezeran'ny olona. DH : "Niha tezitra izy ireo"
# tamin'i Jerosalema
Eto "Jerosalema" dia manondro ireo vahoaka izay miaina tany. DH: "tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema"
# nametraka mpiambina hiaro
"nametraka ireo lehilahy manodidina ilay manda mba hiambina ny tanàna"