# nirehin-katezerana lehibe tao anatin'izy ireo Eto dia resahina toy ny zavatra izay mandoro ao anatin'izy ireo ny fahatezeran'ny olona. DH : "Niha tezitra izy ireo" # tamin'i Jerosalema Eto "Jerosalema" dia manondro ireo vahoaka izay miaina tany. DH: "tamin'ireo vahoakan'i Jerosalema" # nametraka mpiambina hiaro "nametraka ireo lehilahy manodidina ilay manda mba hiambina ny tanĂ na"