plt_tn/neh/03/31.md

581 B

Teo anilany

"teo akaikiny"

Malkia

Izany dia anaran-dehilahy.

mpanefy volamena

ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka vita amin'ny volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena.

nanamboatra ny tranon'ny ... mpivarotra dia nanamboatra

Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay manda mankany amin'ilay trano ... ireo mpivarotra dia nanamboatra"

efitrano ambony

Efitrano any amin'ny rihana ambony indrindra izay hipetrahan'ny olona

Vavahadin'Ondry

Izany no anaran'ilay fidirana Mankany amin'ny manda.