# Teo anilany "teo akaikiny" # Malkia Izany dia anaran-dehilahy. # mpanefy volamena ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka vita amin'ny volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena. # nanamboatra ny tranon'ny ... mpivarotra dia nanamboatra Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay manda mankany amin'ilay trano ... ireo mpivarotra dia nanamboatra" # efitrano ambony Efitrano any amin'ny rihana ambony indrindra izay hipetrahan'ny olona # Vavahadin'Ondry Izany no anaran'ilay fidirana Mankany amin'ny manda.