plt_tn/neh/03/31.md

24 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Teo anilany
"teo akaikiny"
# Malkia
Izany dia anaran-dehilahy.
# mpanefy volamena
ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka vita amin'ny volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena.
# nanamboatra ny tranon'ny ... mpivarotra dia nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay manda mankany amin'ilay trano ... ireo mpivarotra dia nanamboatra"
# efitrano ambony
Efitrano any amin'ny rihana ambony indrindra izay hipetrahan'ny olona
# Vavahadin'Ondry
Izany no anaran'ilay fidirana Mankany amin'ny manda.