plt_tn/neh/03/22.md

16 lines
438 B
Markdown

# manodidina an'i Jerosalema ... Benjamina sy Hasoba ... Azaria ... Binoy zanaka lahin'i Henadada dia nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda.
# Benjamina ... Hasoba ... Maseia ... Anania ... Binoy ... Henadada
Ireo dia anaran-dehilahy.
# nanandrify ny tranon'izy ireo manokana
"eo anoloan'ny tranon'izy ireo manokana"
# Teo anilany ... Teo anilan'izy ireo
"Teo akaikiny ... Teo akaikin'izy ireo"