plt_tn/neh/03/22.md

438 B

manodidina an'i Jerosalema ... Benjamina sy Hasoba ... Azaria ... Binoy zanaka lahin'i Henadada dia nanamboatra

Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda.

Benjamina ... Hasoba ... Maseia ... Anania ... Binoy ... Henadada

Ireo dia anaran-dehilahy.

nanandrify ny tranon'izy ireo manokana

"eo anoloan'ny tranon'izy ireo manokana"

Teo anilany ... Teo anilan'izy ireo

"Teo akaikiny ... Teo akaikin'izy ireo"