# manodidina an'i Jerosalema ... Benjamina sy Hasoba ... Azaria ... Binoy zanaka lahin'i Henadada dia nanamboatra Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. # Benjamina ... Hasoba ... Maseia ... Anania ... Binoy ... Henadada Ireo dia anaran-dehilahy. # nanandrify ny tranon'izy ireo manokana "eo anoloan'ny tranon'izy ireo manokana" # Teo anilany ... Teo anilan'izy ireo "Teo akaikiny ... Teo akaikin'izy ireo"