plt_tn/neh/03/16.md

28 lines
692 B
Markdown

# Nehemia zanaka lahin'i Azboka
Nehemia no mpanapaka fa tsy Azboka.
# Nehemia
I zany dia lehilahy hafa mitondra ny anarana hoe Nehemia izay olona nanome fahazoan-dalana amin'ity boky ity.
# ny antsasaky ny distrika
ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.
# Nehemia ... Azboka ... Rehoma ... Bany ... Hasabia
Ireo dia anaran-dehilahy.
# nanamboatra teo amin'ny toerana ... Levita no nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay mada teo amin'ilay toerana ... Levita no nanambotra ilay manda"
# olona mahery
"lehilahy mpiady"
# ho an'ny distrikany
"nisolo-tena ny distrikany" na "amin'ny anaran'ny distrikany"