plt_tn/neh/03/16.md

692 B

Nehemia zanaka lahin'i Azboka

Nehemia no mpanapaka fa tsy Azboka.

Nehemia

I zany dia lehilahy hafa mitondra ny anarana hoe Nehemia izay olona nanome fahazoan-dalana amin'ity boky ity.

ny antsasaky ny distrika

ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.

Nehemia ... Azboka ... Rehoma ... Bany ... Hasabia

Ireo dia anaran-dehilahy.

nanamboatra teo amin'ny toerana ... Levita no nanamboatra

Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay mada teo amin'ilay toerana ... Levita no nanambotra ilay manda"

olona mahery

"lehilahy mpiady"

ho an'ny distrikany

"nisolo-tena ny distrikany" na "amin'ny anaran'ny distrikany"