# Nehemia zanaka lahin'i Azboka Nehemia no mpanapaka fa tsy Azboka. # Nehemia I zany dia lehilahy hafa mitondra ny anarana hoe Nehemia izay olona nanome fahazoan-dalana amin'ity boky ity. # ny antsasaky ny distrika ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy. # Nehemia ... Azboka ... Rehoma ... Bany ... Hasabia Ireo dia anaran-dehilahy. # nanamboatra teo amin'ny toerana ... Levita no nanamboatra Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay mada teo amin'ilay toerana ... Levita no nanambotra ilay manda" # olona mahery "lehilahy mpiady" # ho an'ny distrikany "nisolo-tena ny distrikany" na "amin'ny anaran'ny distrikany"