plt_tn/neh/03/13.md

1.0 KiB

Hanona

Izany dia anaran-dehilahy.

ireo mponin'i Zanoa

"ireo olona avy any Zanoa"

Zanoa

Izany no anaran'ilay toerana.

Vavahadin'ny Lohasaha

Na koa hoe "vavahady izay mitondra mankany amin'ny lohasaha". Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io fa tsy famaritana fotsiny ihany.

nametraka ny varavarany

"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"

ny hidiny, sy ny barany

"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.

Nanamboatra mira arivo hakiho hatrany amin'ny Vavahadin-Jezika izy ireo

Nanamboatra ny ampahan'ilay manda teo anelanelan'ny vavahadin'ny lohasaha sy vavahadin-jezika izy ireo. DH: "Nanamboatra mira arivo hakiho, manomboka any amin'ny vavahadin'ny lohasaha hatrany amin'ny vavahadin-jezika izy ireo"

arivo hakiho

"1000 akiho." Azo soratana amin'ny fandresena moderina ihany koa io. DH: "460 metatra"

ny Vavahadin-Jezika

Ny maloto tao amin'ny tanàna dia nariana teo amin'io vavahady io. Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io, fa tsy ho famaritana fotsiny ihany.