plt_tn/neh/03/13.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanona
Izany dia anaran-dehilahy.
# ireo mponin'i Zanoa
"ireo olona avy any Zanoa"
# Zanoa
Izany no anaran'ilay toerana.
# Vavahadin'ny Lohasaha
Na koa hoe "vavahady izay mitondra mankany amin'ny lohasaha". Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io fa tsy famaritana fotsiny ihany.
# nametraka ny varavarany
"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"
# ny hidiny, sy ny barany
"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.
# Nanamboatra mira arivo hakiho hatrany amin'ny Vavahadin-Jezika izy ireo
Nanamboatra ny ampahan'ilay manda teo anelanelan'ny vavahadin'ny lohasaha sy vavahadin-jezika izy ireo. DH: "Nanamboatra mira arivo hakiho, manomboka any amin'ny vavahadin'ny lohasaha hatrany amin'ny vavahadin-jezika izy ireo"
# arivo hakiho
"1000 akiho." Azo soratana amin'ny fandresena moderina ihany koa io. DH: "460 metatra"
# ny Vavahadin-Jezika
Ny maloto tao amin'ny tanàna dia nariana teo amin'io vavahady io. Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io, fa tsy ho famaritana fotsiny ihany.