# Hanona Izany dia anaran-dehilahy. # ireo mponin'i Zanoa "ireo olona avy any Zanoa" # Zanoa Izany no anaran'ilay toerana. # Vavahadin'ny Lohasaha Na koa hoe "vavahady izay mitondra mankany amin'ny lohasaha". Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io fa tsy famaritana fotsiny ihany. # nametraka ny varavarany "nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany" # ny hidiny, sy ny barany "ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara. # Nanamboatra mira arivo hakiho hatrany amin'ny Vavahadin-Jezika izy ireo Nanamboatra ny ampahan'ilay manda teo anelanelan'ny vavahadin'ny lohasaha sy vavahadin-jezika izy ireo. DH: "Nanamboatra mira arivo hakiho, manomboka any amin'ny vavahadin'ny lohasaha hatrany amin'ny vavahadin-jezika izy ireo" # arivo hakiho "1000 akiho." Azo soratana amin'ny fandresena moderina ihany koa io. DH: "460 metatra" # ny Vavahadin-Jezika Ny maloto tao amin'ny tanĂ na dia nariana teo amin'io vavahady io. Ezaho hadika ho lasa anarana io fehezanteny io, fa tsy ho famaritana fotsiny ihany.