plt_tn/neh/02/17.md

24 lines
728 B
Markdown

# Hitanareo ny loza
Izany dia manondro ny olona rehetra voatonona tao amin'ny 2:15.
# ny vavahadiny izay ravan'ny afo
DH: "ny namotehan'ireo fahavolantsika ireo vavahady tamin'ny afo"
# tsy ho ao anatin'ny fahafaham-baraka intsony isika
"koa tsy ho menatra intsony isika"
# teo amiko ny tanana tsaran'i Yaveh
Ny "tanana tsara" an'Andriamanitra dia midika ho "fankasitrahany". DH: "teo amiko ny fankasitrahan'Andriamanitra"
# hisandratra ka hanorina.
Izany dia fomba fiteny. DH: "manomboka manorina"
# Dia nohatanjahan'izy ireo ho an'ny asa tsara ny tanan'izy ireo
Ny teny hoe "nohatanjahan'izy ireo ... ny tanan'izy ireo" dia midika hoe miomana hanao zavtra. AT: Koa dia niomana hanao izany asa tsara izany izy ireo"