plt_tn/neh/02/17.md

728 B

Hitanareo ny loza

Izany dia manondro ny olona rehetra voatonona tao amin'ny 2:15.

ny vavahadiny izay ravan'ny afo

DH: "ny namotehan'ireo fahavolantsika ireo vavahady tamin'ny afo"

tsy ho ao anatin'ny fahafaham-baraka intsony isika

"koa tsy ho menatra intsony isika"

teo amiko ny tanana tsaran'i Yaveh

Ny "tanana tsara" an'Andriamanitra dia midika ho "fankasitrahany". DH: "teo amiko ny fankasitrahan'Andriamanitra"

hisandratra ka hanorina.

Izany dia fomba fiteny. DH: "manomboka manorina"

Dia nohatanjahan'izy ireo ho an'ny asa tsara ny tanan'izy ireo

Ny teny hoe "nohatanjahan'izy ireo ... ny tanan'izy ireo" dia midika hoe miomana hanao zavtra. AT: Koa dia niomana hanao izany asa tsara izany izy ireo"