# Hitanareo ny loza Izany dia manondro ny olona rehetra voatonona tao amin'ny 2:15. # ny vavahadiny izay ravan'ny afo DH: "ny namotehan'ireo fahavolantsika ireo vavahady tamin'ny afo" # tsy ho ao anatin'ny fahafaham-baraka intsony isika "koa tsy ho menatra intsony isika" # teo amiko ny tanana tsaran'i Yaveh Ny "tanana tsara" an'Andriamanitra dia midika ho "fankasitrahany". DH: "teo amiko ny fankasitrahan'Andriamanitra" # hisandratra ka hanorina. Izany dia fomba fiteny. DH: "manomboka manorina" # Dia nohatanjahan'izy ireo ho an'ny asa tsara ny tanan'izy ireo Ny teny hoe "nohatanjahan'izy ireo ... ny tanan'izy ireo" dia midika hoe miomana hanao zavtra. AT: Koa dia niomana hanao izany asa tsara izany izy ireo"