plt_tn/neh/02/13.md

581 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nisy lehilahy vitsivitsy nanaraka an'i Nehemia tamin'ny fitsidihany, saingy nampiasa ny "aho" izy satria izy no olona fototra.

Nandeha nivoaka tamin'ny Vavahadin'ny Lohasaha aho ny alina

"Ny alina dia namakivaky ny vavahadin'ny lohasaha aho"

Amboahaolo

Alika dia

Vavahadin-Jezika

Ny maloto rehetra tao amin'ilay tanàna dia nariana avy eo amin'ilay vavahady io.

izay efa rava, ary ireo varavaran-kazo dia ravan'ny afo

DH: "izay noravain'ireo fahavalon'Israely, sy ilay vavahady hazo izay nodoran'ireo fahavalony tamin'ny afo"