# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nisy lehilahy vitsivitsy nanaraka an'i Nehemia tamin'ny fitsidihany, saingy nampiasa ny "aho" izy satria izy no olona fototra. # Nandeha nivoaka tamin'ny Vavahadin'ny Lohasaha aho ny alina "Ny alina dia namakivaky ny vavahadin'ny lohasaha aho" # Amboahaolo Alika dia # Vavahadin-Jezika Ny maloto rehetra tao amin'ilay tanĂ na dia nariana avy eo amin'ilay vavahady io. # izay efa rava, ary ireo varavaran-kazo dia ravan'ny afo DH: "izay noravain'ireo fahavalon'Israely, sy ilay vavahady hazo izay nodoran'ireo fahavalony tamin'ny afo"