plt_tn/neh/02/13.md

20 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nisy lehilahy vitsivitsy nanaraka an'i Nehemia tamin'ny fitsidihany, saingy nampiasa ny "aho" izy satria izy no olona fototra.
# Nandeha nivoaka tamin'ny Vavahadin'ny Lohasaha aho ny alina
"Ny alina dia namakivaky ny vavahadin'ny lohasaha aho"
# Amboahaolo
Alika dia
# Vavahadin-Jezika
Ny maloto rehetra tao amin'ilay tanàna dia nariana avy eo amin'ilay vavahady io.
# izay efa rava, ary ireo varavaran-kazo dia ravan'ny afo
DH: "izay noravain'ireo fahavalon'Israely, sy ilay vavahady hazo izay nodoran'ireo fahavalony tamin'ny afo"