plt_tn/neh/02/07.md

394 B

aoka hisy taratasy homena ahy

DH: "aoka ianao hanome taratasy ahy"

ny Faritany Andafin'ny Ony

Iza no anaran'ilay faritany izay tany andrefan'ny onin'i Eftrata. Izany dia teny ampitan'ny tanan-dehiben'i Sosana.

Asafa

Anaran-dehilahy izany.

satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh

Ny "tanana tsara" dia maneho ny "fankasitrahana". DH: "Ny fankasitrahan'Andriamanitra teo amiko.