plt_tn/neh/02/07.md

16 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# aoka hisy taratasy homena ahy
DH: "aoka ianao hanome taratasy ahy"
# ny Faritany Andafin'ny Ony
Iza no anaran'ilay faritany izay tany andrefan'ny onin'i Eftrata. Izany dia teny ampitan'ny tanan-dehiben'i Sosana.
# Asafa
Anaran-dehilahy izany.
# satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh
Ny "tanana tsara" dia maneho ny "fankasitrahana". DH: "Ny fankasitrahan'Andriamanitra teo amiko.