# aoka hisy taratasy homena ahy DH: "aoka ianao hanome taratasy ahy" # ny Faritany Andafin'ny Ony Iza no anaran'ilay faritany izay tany andrefan'ny onin'i Eftrata. Izany dia teny ampitan'ny tanan-dehiben'i Sosana. # Asafa Anaran-dehilahy izany. # satria tato amiko ny tanana tsaran'i Yaveh Ny "tanana tsara" dia maneho ny "fankasitrahana". DH: "Ny fankasitrahan'Andriamanitra teo amiko.