plt_tn/neh/02/03.md

671 B

Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka

Nampiseho fanajana tamin'i Artekserisesy i Nehemia. Eto ny "mandrakizay" dia hitatra hilazana hoe mba ho lava andro hiainana. DH: "Ho ela velona ny mpanjaka! na "Ho lava andro hiainana anie ny mpanjaka!"

Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo?

Eto i Nehemia dia mampiasa io fanontaniana fampisainana io mba hilazana amin'ny mpanjaka fa misy antony no mahatonga azy alahelo. DH: "Misy antony tsara mahatonga ahy malahelo".

ny toeran'ny fasan-drazako

"ny toerana nandevenana ireo razambeko"

ireo varavarany dia potiky ny afo

DH: "afo no nanimba ireo vavahadiny" na "ny fahavalontsika no efa nandoro ireo vavahadiny"