plt_tn/neh/02/03.md

16 lines
671 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka
Nampiseho fanajana tamin'i Artekserisesy i Nehemia. Eto ny "mandrakizay" dia hitatra hilazana hoe mba ho lava andro hiainana. DH: "Ho ela velona ny mpanjaka! na "Ho lava andro hiainana anie ny mpanjaka!"
# Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo?
Eto i Nehemia dia mampiasa io fanontaniana fampisainana io mba hilazana amin'ny mpanjaka fa misy antony no mahatonga azy alahelo. DH: "Misy antony tsara mahatonga ahy malahelo".
# ny toeran'ny fasan-drazako
"ny toerana nandevenana ireo razambeko"
# ireo varavarany dia potiky ny afo
DH: "afo no nanimba ireo vavahadiny" na "ny fahavalontsika no efa nandoro ireo vavahadiny"