# Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka Nampiseho fanajana tamin'i Artekserisesy i Nehemia. Eto ny "mandrakizay" dia hitatra hilazana hoe mba ho lava andro hiainana. DH: "Ho ela velona ny mpanjaka! na "Ho lava andro hiainana anie ny mpanjaka!" # Nahoana ny endriko no tsy tokony halahelo? Eto i Nehemia dia mampiasa io fanontaniana fampisainana io mba hilazana amin'ny mpanjaka fa misy antony no mahatonga azy alahelo. DH: "Misy antony tsara mahatonga ahy malahelo". # ny toeran'ny fasan-drazako "ny toerana nandevenana ireo razambeko" # ireo varavarany dia potiky ny afo DH: "afo no nanimba ireo vavahadiny" na "ny fahavalontsika no efa nandoro ireo vavahadiny"